Forum



Chorale Akon'i Betela FJKM Betela Tanambao
- Forum -
Exprimez vos idées, opinions et apportez des compléments d'informations !
Ce forum est ouvert à tous, mais les messages non conformes à l'esprit culturel de ce site seront effacés.


EFFACER 25 May 07:59 Lia-204 (Madagascar)> Miarahaba @ anran'i Tompo. Nano ahona ny fankalazana ny 45è anniversaire t@ 17/05/09 teo. Dia samy ho tahian'i Tomo daholo e!
EFFACER 11 Jun 13:54 solo fanja -204 (madagascar)> tena mahafinaritra be ny fanokafana ny ary hiezaka izahay ny hanao ny tsaratsara kokoa aminy ivony aminy mois d'Aout sy mandritra ny tourne any diego nefa mino izahay fa tena tsara ny fety raha toa ka tonga aty daholo nareo avy any ampita .
EFFACER 11 Jun 13:57 yasminah-192 (mada)> nafinaritra ny 45ém e!aoana ny fanomanana ny any diégo?mba ilazao pgr e!ts manadino ny aty
EFFACER 2 Jul 10:12 Hanitra-192 (Tamatave)> Nahafinaritra be ny efa vita atramzay fa mbola irariantsika hahafinaritra kokoa noho izay ny mbola ho atao manaraka e! Araky ny lazain'i Solo Fanja io oe amin'ny ivony indray. Yasminah! Angaha tsy ho any Diégo e! misy fandraisana anareo any Atanà nge e
EFFACER 26 Sep 17:54 Aina-204 (Dago)> Bonjour à tous! C just pour vous souhaiter bonne chance pour votre tourné à Diego, et que Dieu vous protège. J'admire beaucoup votre groupe de chorale. Un ptit coucou à RAZAFIDRAINIBE Ando Aina Harsson. Bye

Votre prénom : Votre pays :
Votre message :


Responsable du forum / auteur du blog : Akon'i Betela -

Contrôle de présence du propriétaire du blog
Modérateur, êtes-vous toujours là ?
Mot de passe :
il reste 1 jour(s)
Espace réservé à l'auteur du blog
Mot de passe :
pour toute remarque / question, vous pouvez aussi contacter : Blog-City
www.blog-city.info